Madagrads.com is rated 3 out of 5 in the category education management. Read and write reviews about Madagrads.com. Madagrads works for Malagasy students and young people who want to have a better future. We are a Malagasy initiative which operates in sharing opportunities ( internships, volunteering, educational events such as contests, conferences, workshops ) for students and future graduates in Madagascar. We also share success tips, which can be useful for young people both in Madagascar and abroad. So don't forget to follow us to not miss those opportunities. ***************** Madagrads.com dia miasa ho an'ny mpianatra sy ny tanora Malagasy te hanatsara ny ho aviny. Izahay dia mizara fahafaha-manao (vatsim-pianarana, asa an-tsitrapo, hetsika fanabeazana toy ny fifaninanana, fihaonam-be, atrikasa) ho an'ireo mpianatra sy ireo tanora hiditra amin'ny sehatry ny asa eto Madagasikara. Mizara torohevitra mahomby ihany koa izahay, izay mety hahasoa ny tanora na eto Madagasikara na any ivelany. Noho izany, aza hadino ny "manaraka" anay tsy hanadino ireo vaovao tsara ireo.
Company size
1-10 employees
Headquarters
Antananarivo, Antananarivo